Romans 8:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hahatanteraka ny fahamarinana ilain’ny lalàna amintsika izay tsy mandeha araka ny nofo fa araka ny Fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba ho tanteraka ny fahamarinan’ny Lalàna ao amintsika, izay tsy mandeha ara-nofo, fa ara-panahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Notontosain’Andriamanitra izany mba ho tanteraka ao amintsika ny zavatra rehetra takîn’ny lalàna amintsika, dia isika izay mizotra tsy araka ny maha olona mpanota intsony fa araka ny Fanahy Masina.
Malagasy Bible 1865
mba hahatanteraka ny fahamarinana ilain'ny lalàna amintsika, izay tsy mandeha araka ny nofo, fa araka ny Fanahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hahatanteraka ny fahamarinana ilain’ny lalàna amintsika izay tsy mandeha araka ny nofo fa araka ny Fanahy.
malagasy
mba hahatanteraka ny fahamarinana ilain'ny lalàna amintsika, izay tsy mandeha araka ny nofo, fa araka ny Fanahy.