Romans 8:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay araka ny nofo dia mihevitra izay zavatry ny nofo, fa izay araka ny Fanahy kosa dia mihevitra izay zavatry ny Fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izay ara-nofo dia mankafy ny zavatry ny nofo ary izay ara-panahy dia mankafy ny zava-panahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, izay miaina araka ny maha olona mpanota, dia mirona amin’ny zavatra ankafizin’ny maha olona mpanota; fa izay miaina araka ny Fanahy Masina, dia mirona amin’ny zavatra ankafizin’ny Fanahy Masina.
Malagasy Bible 1865
Fa izay araka ny nofo dia mihevitra izay zavatry ny nofo; fa izay araka ny Fanahy kosa mihevitra izay zavatry ny Fanahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay araka ny nofo dia mihevitra izay zavatry ny nofo, fa izay araka ny Fanahy kosa dia mihevitra izay zavatry ny Fanahy.
malagasy
Fa izay araka ny nofo dia mihevitra izay zavatry ny nofo; fa izay araka ny Fanahy kosa mihevitra izay zavatry ny Fanahy.