Romans 8:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fihevitry ny nofo dia fahafatesana, fa fiainana sy fiadanana kosa no fihevitry ny Fanahy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fitiavan’ny nofo dia fahafatesana, fa ny fitiavan’ny Fanahy kosa dia fiainana amam-piadanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria ny firònan’ny maha olona mpanota dia mitondra amin’ny fahafatesana; fa ny firònan’ny Fanahy Masina dia mitondra amin’ny fiainana sy ny fiadanana.
Malagasy Bible 1865
Fa ny fihevitry ny nofo dia fahafatesana; fa ny fihevitry ny Fanahy kosa fiainana, sy fiadanana
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fihevitry ny nofo dia fahafatesana, fa fiainana sy fiadanana kosa no fihevitry ny Fanahy,
malagasy
Fa ny fihevitry ny nofo dia fahafatesana; fa ny fihevitry ny Fanahy kosa fiainana, sy fiadanana