Romans 9:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Milaza ny marina ao amin’i Kristy aho fa tsy mandainga, sady vavolombelona miaraka amiko ao amin’ny Fanahy Masina koa ny fieritreretako:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Milaza ny marina ao amin’i Kristy aho, ka tsy mandainga, ary ny Fanahy Masina sy ny hitsim-poko no vavolombeloko,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izaho tafaray amin’i Kristy, dia ny marina no lazaiko ka tsy mandainga aho; ary tarihin’ny Fanahy Masina ny fieritreretako no mijoro ho vavolombelona miara-manambara amiko
Malagasy Bible 1865
Milaza ny marina ao amin'i Kristy aho, fa tsy mandainga, sady miara-milaza amiko ao amin'ny Fanahy Masina koa ny fieritreretako,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Milaza ny marina ao amin’i Kristy* aho fa tsy mandainga, sady vavolombelona miaraka amiko ao amin’ny Fanahy Masina koa ny fieritreretako:
malagasy
[Ny amin'ny nandavan'Andriamanitra ny Jiosy] Milaza ny marina ao amin'i Kristy aho, fa tsy mandainga, sady miara-milaza amiko ao amin'ny Fanahy Masina koa ny fieritreretako,