Romans 9:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tsy izany ihany fa i Rebeka koa dia nanana anaka tamin’ny lehilahy iray, dia tamin’Isaka razantsika;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tsy i Sarà ihany, fa toy izany koa i Rebekà, ilay nanan-janaka roa tamin’ny lehilahy iray, dia i Isaaka raintsika:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tsy izany ihany fa tokana ny rain’ireo zanakalahin’i Rebekà, dia i Itsehàka razantsika.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy izany ihany, fa Rebeka koa dia nanan'anaka tamin'ny anankiray, dia tamin'isaka razantsika;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tsy izany ihany fa i Rebeka koa dia nanana anaka tamin’ny lehilahy iray, dia tamin’Isaka razantsika;
malagasy
Ary tsy izany ihany, fa Rebeka koa dia nanan'anaka tamin'ny anankiray, dia tamin'isaka razantsika;