Romans 9:12 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hitoeran’ny fikasan’Andriamanitra, araka ny fifidianany, tsy avy amin’ny asa, fa avy amin’Izay miantso,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
no nilazana tamin-dravehivavy hoe: Ny zokiny hanompo ny zandriny
Malagasy Bible 1865
dia nolazaina tamin-dravehivavy hoe: Ny zokiny hanompo ny zandriny (Gen. 25. 23);
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hitoeran’ny fikasan’Andriamanitra, araka ny fifidianany, tsy avy amin’ny asa, fa avy amin’Izay miantso,
malagasy
dia nolazaina tamin-dravehivavy hoe: Ny zokiny hanompo ny zandriny (Gen. 25. 23);