Romans 9:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sy araka ny voasoratra hoe: «I Jakoba no tiako fa i Esao kosa dia halako» (Mal 1.2-3).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
araka ny voasoratra hoe koa: i Jakôba no tiako, fa i Esao no hàlako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany dia araka ny voalazan’ny Soratra Masina hoe: «I Jakôba no tiako, fa i Hesao nailiko.»
Malagasy Bible 1865
araka ny voasoratra hoe: Jakoba no tiako, fa Esao no halako (Mal. 1. 2, 3).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sy araka ny voasoratra hoe: «I Jakoba no tiako fa i Esao kosa dia halako» (Mal 1.2-3).
malagasy
araka ny voasoratra hoe: Jakoba no tiako, fa Esao no halako (Mal. 1. 2, 3).