Romans 9:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Inona ary no holazaintsika? Misy tsy fahamarinana va ao amin’Andriamanitra? Sanatria izany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Inona àry no holazaintsika: misy tsy fahamarinana ao amin’Andriamanitra? Sanatria izany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Inona àry no holazaintsika? Misy zavatra tsy ara-drariny ve ao amin’Andriamanitra? Sanatria izany!
Malagasy Bible 1865
Ahoana ary no holazaintsika? Misy tsi-fahamarinana va amin'Andriamanitra? Sanatria izany!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Inona ary no holazaintsika? Misy tsy fahamarinana va ao amin’Andriamanitra? Sanatria izany!
malagasy
Ahoana ary no holazaintsika? Misy tsi-fahamarinana va amin'Andriamanitra? Sanatria izany!