Romans 9:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Izy tamin’i Mosesy: «Hiantra izay hiantrako Aho ary hamindra fo amin’izay hamindrako fo» (Eks 33.19).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy Izy tamin’i Môizy: Hamindra fo amin’izay tiako hamindram-po Aho, ary hiantra izay tiako hiantrana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izao no lazain’Andriamanitra amin’i Mosesy: «Hamindra fo amin’izay tiako hamindrana fo aho; ary hiantra an’izay tiako hiantrana!»
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Izy tamin'i Mosesy: Izaho hiantra izay hiantrako, ary hamindra fo amin'izay hamindrako fo (Eks. 33. 19).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Izy tamin’i Mosesy: «Hiantra izay hiantrako Aho ary hamindra fo amin’izay hamindrako fo» (Eks 33.19).
malagasy
Fa hoy Izy tamin'i Mosesy: Izaho hiantra izay hiantrako, ary hamindra fo amin'izay hamindrako fo (Eks. 33. 19).