Romans 9:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa tsy avy amin’izay maniry na avy amin’izay mihazakazaka izany, fa avy amin’Andriamanitra izay miantra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa tsy izay maniry na mihazakazaka, fa Andriamanitra mamindra fo no antony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa tsy izay fanirian’ny olona na izay fiezahany no ahazoany famindrampo fa Andriamanitra no mamindra fo aminy.
Malagasy Bible 1865
Koa dia tsy avy amin'izay maniry na amin'izay mihazakazaka izany, fa avy amin'Andriamanitra Izay miantra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa tsy avy amin’izay maniry na avy amin’izay mihazakazaka izany, fa avy amin’Andriamanitra izay miantra.
malagasy
Koa dia tsy avy amin'izay maniry na amin'izay mihazakazaka izany, fa avy amin'Andriamanitra Izay miantra.