Romans 9:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy ny Soratra Masina ny amin’i Farao: «Izany no nanandratako anao mba hoentiko mampiseho ny heriko ary mba hanambarana ny anarako any amin’ny tany rehetra» (Eks 9.16).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny Soratra Masina tamin’i Faraôna: Ny hoentiko mampiharihary ny heriko, sy hanambaràna ny Anarako amin’ny tany rehetra no nananganako anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ao amin’ny Soratra Masina dia hoy Andriamanitra amin’ny Farao, mpanjakan’i Ejipta, hoe: «Izao no antony nanandratako anao ho mpanjaka, dia ny mba hanehoako ny heriko ao aminao ary mba hanambarana ny anarako eran’ny tany tontolo.»
Malagasy Bible 1865
Fa hoy ny Soratra Masina tamin'i Farao: Izany no nanandratako anao, mba ho entiko mampiseho ny heriko, ary mba hanambarana ny anarako any amin'ny tany rehetra (Eks. 9. 16).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy ny Soratra Masina ny amin’i Farao: «Izany no nanandratako anao mba hoentiko mampiseho ny heriko ary mba hanambarana ny anarako any amin’ny tany rehetra» (Eks 9.16).
malagasy
Fa hoy ny Soratra Masina tamin'i Farao: Izany no nanandratako anao, mba ho entiko mampiseho ny heriko, ary mba hanambarana ny anarako any amin'ny tany rehetra (Eks. 9. 16).