Romans 9:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mafy ny alaheloko ka tsy mety mitsahatra ny fahorian’ny foko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa malahelo mafy aho, ory lalandava ny foko,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa mafy ny alaheloko ary tsy mitsahatra ny fahorian’ny foko;
Malagasy Bible 1865
fa mafy ny alaheloko, ka tsy mety mitsahatra ny fahorian'ny foko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mafy ny alaheloko ka tsy mety mitsahatra ny fahorian’ny foko.
malagasy
fa mafy ny alaheloko, ka tsy mety mitsahatra ny fahorian'ny foko.