Romans 9:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry olona! Fa iza moa ianao no mamaly an’Andriamanitra? Izay zavatra novolavolaina va hilaza amin’Izay namolavola azy hoe: Nahoana Ianao no nanao ahy toy izao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eisy! iza moa ianao, ry olombelona, no sahy hifamaly amin’Andriamanitra? Moa ny vilany tany va hanao amin’izay nanefy azy hoe: «Nahoana aho no nataonao toy izao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa mba iza anefa ianao, ry olombelona, no mifamaly amin’Andriamanitra? Moa ve ny zavatra vita tamin’ny tanimanga hanao amin’ny mpanefy azy hoe: «Nahoana no toy izao no nanefenao ahy?»
Malagasy Bible 1865
Tsia, ralehilahy, fa iza moa ianao, no mamaly an'Andriamanitra? Izay zavatra noforonina va hanao amin'izay namorona azy hoe: Nahoana Hianao no nanao ahy toy izao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry olona! Fa iza moa ianao no mamaly an’Andriamanitra? Izay zavatra novolavolaina va hilaza amin’Izay namolavola azy hoe: Nahoana Ianao no nanao ahy toy izao?
malagasy
Tsia, ralehilahy, fa iza moa ianao, no mamaly an'Andriamanitra? Izay zavatra noforonina va hanao amin'izay namorona azy hoe: Nahoana Hianao no nanao ahy toy izao?