Romans 9:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa ny mpanefy vilany va tsy manam-pahefana amin’ny tanimanga ka ny vongany iray ihany no anaovany zavatra samihafa, ny iray dia hohajaina, ary ny iray kosa dia hatao tsinontsinona?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa tsy tompon’ny tanimanga va ny mpanefy vilany, ka mahazo manao zavatra samihafa amin’ny vongana iray monja: ny iray moa hohajaina, ny iray kosa hatao tsinontsinona?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sa tsy manam-pahefana amin’ny tanimanga ve ny mpanefy? Moa tsy azony anaovana zavatra samihafa ve ny vongan-tanimanga anankiray: ka ny zavatra iray, fanaka mihaja; ny zavatra iray kosa, fanaka tsotsotra?
Malagasy Bible 1865
Ny mpanefy vilany va tsy manam-pahefana amin'ny tanimanga, ka ny vongany iray ihany no anaovany zavatra samy hafa, ny iray hohajaina, ary ny iray hatao tsinontsinona?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa ny mpanefy vilany va tsy manam-pahefana amin’ny tanimanga ka ny vongany iray ihany no anaovany zavatra samihafa, ny iray dia hohajaina, ary ny iray kosa dia hatao tsinontsinona?
malagasy
Ny mpanefy vilany va tsy manam-pahefana amin'ny tanimanga, ka ny vongany iray ihany no anaovany zavatra samy hafa, ny iray hohajaina, ary ny iray hatao tsinontsinona?