Romans 9:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha Andriamanitra izay ta haneho ny fahatezerany sy hampahafantatra ny heriny aza no be fahari-po ka nandefitra tamin’izay fanaky ny fahatezerana voavoatra hosimbana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa maninona, raha te hampiseho ny fahatezerany Andriamanitra, sy te hampahafantatra ny heriny, ka mbola naharitra tamim-pandeferana lehibe an’ireo fanaky ny fahatezerana nanoman-tena ho an’ny fahaverezana?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na dia te haneho ny fahatezerany sy te hampahafantatra ny heriny aza Andriamanitra, dia be fahari-po ka nandefitra tamintsika izay fanaka mendrika hirehetan’ny fahatezerany sy tokony hosimbana.
Malagasy Bible 1865
Sa ahoana kosa raha Andriamanitra, na dia ta-haneho ny fahatezerany sy hampahafantatra ny heriny aza, dia be fahari-po ka nandefitra tamin'izay fanaky ny fahatezerana voavoatra hosimbana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha Andriamanitra izay ta haneho ny fahatezerany sy hampahafantatra ny heriny aza no be fahari-po ka nandefitra tamin’izay fanaky ny fahatezerana voavoatra hosimbana,
malagasy
Sa ahoana kosa raha Andriamanitra, na dia ta-haneho ny fahatezerany sy hampahafantatra ny heriny aza, dia be fahari-po ka nandefitra tamin'izay fanaky ny fahatezerana voavoatra hosimbana,