Romans 9:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hampahafantarany koa ny harenan’ny voninahiny amin’ny fanaky ny famindrampo izay namboariny rahateo ho amin’ny voninahitra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
na te hampahafantatra ny haren’ny voninahiny koa Izy, ka nanomana rahateo an’ireo fanaky ny famindram-po ho amin’ny voninahitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no ampahafantaran’Andriamanitra fa be voninahitra Izy ka manan-karena ho antsika izay fanaka amindrany fo sady efa voaomany rahateo hahazo voninahitra.
Malagasy Bible 1865
mba hampahafantarina koa ny haren'ny voninahiny amin'izay fanaky ny famindram-po, izay namboariny rahateo hahazo voninahitra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hampahafantarany koa ny harenan’ny voninahiny amin’ny fanaky ny famindrampo izay namboariny rahateo ho amin’ny voninahitra,
malagasy
mba hampahafantarina koa ny haren'ny voninahiny amin'izay fanaky ny famindram-po, izay namboariny rahateo hahazo voninahitra,