Romans 9:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia isika izay nantsoiny koa, tsy ny avy amin’ny Jiosy ihany fa ny avy amin’ny Jentilisa koa,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ho antsika izay tsy nalainy tamin’ny Jody ihany, fa tamin’ny Jentily koa?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Isika manko dia nantsoin’Andriamanitra, tsy avy tamin’ny Jiosy ihany fa avy tamin’ny hafa firenena koa,
Malagasy Bible 1865
dia isika izay nantsoiny koa, tsy ny avy amin'ny Jiosy ihany, fa ny avy amin'ny jentilisa koa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia isika izay nantsoiny koa, tsy ny avy amin’ny Jiosy* ihany fa ny avy amin’ny Jentilisa* koa,
malagasy
dia isika izay nantsoiny koa, tsy ny avy amin'ny Jiosy ihany, fa ny avy amin'ny jentilisa koa,