Romans 9:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
araka izay lazainy ao amin’i Hosea hoe: «Hiantso ny tsy oloko hoe oloko Aho; ary ilay tsy malala hoe malala» (Hos 2.25);
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany indrindra no lazainy ao amin’i Osea hoe: «Hiantso ny tsy oloko hoe oloko Aho, sy ny tsy malala hoe malala, ary ny tsy namindram-po hoe namindram-po.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
araka ny lazainy ao amin’ny bokin’i Hôsea mpaminany hoe: «Ilay tsy vahoakako dia hantsoiko hoe vahoakako; ary ilay tsy malalako dia hantsoiko hoe malalako.
Malagasy Bible 1865
araka izay lazainy eo amin'i Hosea hoe: Hiantso ny tsy oloko hoe oloko Aho; Ary ilay tsy malala hoe malala (Hos. 2. 25);
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
araka izay lazainy ao amin’i Hosea hoe: «Hiantso ny tsy oloko hoe oloko Aho; ary ilay tsy malala hoe malala» (Hos 2.25);
malagasy
araka izay lazainy eo amin'i Hosea hoe: Hiantso ny tsy oloko hoe oloko Aho; Ary ilay tsy malala hoe malala (Hos. 2. 25);