Romans 9:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
«Ary any amin’ny tany izay nilazana taminy hoe: Tsy oloko ianareo, any no hiantsoana azy hoe zanak’Andriamanitra velona» (Hos 2.1).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary any amin’ny tany nilazana hoe tsy oloko ianareo, no hiantsoana ny any hoe zanak’Andriamanitra velona»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary eo amin’ny toerana nilazana taminy hoe: ‹tsy vahoakako ianareo›, dia eo indrindra no hiantsoana azy hoe: ‹zanak’Andriamanitra velona ›. »
Malagasy Bible 1865
Ary any amin'ny tany izay nilazana taminy hoe: Tsy oloko ianareo, Dia any no hiantsoana azy hoe zanak'Andriamanitra velona (Hos. 2. 1).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
«Ary any amin’ny tany izay nilazana taminy hoe: Tsy oloko ianareo, any no hiantsoana azy hoe zanak’Andriamanitra velona» (Hos 2.1).
malagasy
Ary any amin'ny tany izay nilazana taminy hoe: Tsy oloko ianareo, Dia any no hiantsoana azy hoe zanak'Andriamanitra velona (Hos. 2. 1).