Romans 9:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary miantso mafy Isaia ny amin’ny Israely hoe: «Na dia toy ny fasika any amin’ny ranomasina aza ny isan’ny Zanak’Israely dia izay sisa ihany no hovonjena;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany koa no iantsoan’i Izaia mafy ny amin’i Israely hoe: «Na dia toy ny fasika any amin’ny ranomasina aza ny isan’ny zanak’i Israely, dia izay sisa ihany no ho voavonjy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Isaià mpaminany dia miantsoantso ny amin’i Israely hoe: «Na dia mifanisa amin’ny fasika eny amoron-dranomasina aza ny Israelita, dia izay hany sisa tavela tamin’izy ireo ihany no hovonjena;
Malagasy Bible 1865
Ary Isaia milaza ny amin'ny Isiraely hoe: Na dia toy ny fasika any amin'ny ranomasina aza ny isan'ny Zanak'isiraely, dia izay sisa ihany no hovonjena;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary miantso mafy Isaia ny amin’ny Israely hoe: «Na dia toy ny fasika any amin’ny ranomasina aza ny isan’ny Zanak’Israely dia izay sisa ihany no hovonjena;
malagasy
Ary Isaia milaza ny amin'ny Isiraely hoe: Na dia toy ny fasika any amin'ny ranomasina aza ny isan'ny Zanak'isiraely, dia izay sisa ihany no hovonjena;