Romans 9:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa hefain’NY TOMPO tanteraka sy haingana etỳ ambonin’ny tany ny teniny» (Isa 10.22-23);
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andriamanitra dia faingam-panatanteraka ny teniny an-tsakany sy an-davany, ka hotanterahiny tokoa izany eto ambonin’ny tany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria hampihàrin’ny Tompo tanteraka sy haingana eto ambonin’ny tany ny teniny.»
Malagasy Bible 1865
fa amin'ny fahatanterahana faingana no hanefan'i Jehovah ny teniny ambonin'ny tany (Isa. 10. 22, 23);
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa hefain’NY TOMPO tanteraka sy haingana etỳ ambonin’ny tany ny teniny» (Isa 10.22-23);
malagasy
fa amin'ny fahatanterahana faingana no hanefan'i Jehovah ny teniny ambonin'ny tany (Isa. 10. 22, 23);