Romans 9:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa efa saika niriko ho voaozona ho afaka amin’i Kristy aza ny tenako noho ny rahalahiko, havako araka ny nofo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria saiky niriko aza ny ho voaozona ho lavitra an’i Kristy ny tenako, hamonjeko ny rahalahiko, izay havako araka ny nofo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
eny, satriko mihitsy aza ny ho voaozon’Andriamanitra ka ho tafasaraka amin’i Kristy, hanasoavako ireo iray firazanana amiko, havako ara-nofo.
Malagasy Bible 1865
Fa efa saiky niriko aza ho voaozona ho afaka tamin'i Kristy ny tenako mba hahavonjeko ny rahalahiko, havako araka ny nofo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa efa saika niriko ho voaozona ho afaka amin’i Kristy aza ny tenako noho ny rahalahiko, havako araka ny nofo,
malagasy
Fa efa saiky niriko aza ho voaozona ho afaka tamin'i Kristy ny tenako mba hahavonjeko ny rahalahiko, havako araka ny nofo, [ Gr. anatema]