Romans 9:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Inona ary no holazaintsika? Ny Jentilisa izay tsy nitady fahamarinana no nahazo fahamarinana, nefa fahamarinana izay avy amin’ny finoana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Inona àry no holazaintsika? Ny Jentily izay tsy nitady ny fahamarinana ity no nahazo ny fahamarinana, dia ny fahamarinana avy amin’ny finoana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Inona àry no holazaintsika? Izao: ny hafa firenena tsy nitady ho marina teo anatrehan’Andriamanitra no neken’Andriamanitra ho marina noho ny finoana;
Malagasy Bible 1865
Ahoana ary no holazaintsika? Ny jentilisa, izay tsy nitady fahamarinana, no nahazo fahamarinana, nefa fahamarinana izay avy amin'ny finoana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Inona ary no holazaintsika? Ny Jentilisa* izay tsy nitady fahamarinana no nahazo fahamarinana, nefa fahamarinana izay avy amin’ny finoana,
malagasy
Ahoana ary no holazaintsika? Ny jentilisa, izay tsy nitady fahamarinana, no nahazo fahamarinana, nefa fahamarinana izay avy amin'ny finoana?