Romans 9:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa ny Israely izay nitady ny lalànan’ny fahamarinana kosa dia tsy nahatratra izany lalàna izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa i Israely nitady lalàn’ny fahamarinana kosa, tsy tojo azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa ny vahoaka Israely, izay nitady lalàna hahamarina eo anatrehan’Andriamanitra, dia tsy tody tamin’izay nokendren’ny lalàna.
Malagasy Bible 1865
fa ny Isiraely, izay nitady lalàn'ny fahamarinana kosa, dia tsy nahatratra izany lalàna izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa ny Israely izay nitady ny lalànan’ny fahamarinana kosa dia tsy nahatratra izany lalàna izany.
malagasy
fa ny Isiraely, izay nitady lalàn'ny fahamarinana kosa, dia tsy nahatratra izany lalàna izany.