Romans 9:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahoana ary? Satria tsy tamin’ny finoana no nitadiavany izany fahamarinana izany fa toy ny tamin’ny asa ka tafintohina tamin’ny vato mahatafintohina izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahoana re? Satria tsy tamin’ny finoana, fa tamin’ny asa no nataony hahazoana azy; ka tafintohina tamin’ny vato manafintohina izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Inona no antony? Satria tsy tamin’ny finoana fa tamin’ny asa vitany no heveriny hahamarina eo anatrehan’Andriamanitra. Ka dia solafaka tamin’ny «vato mahasolafaka» ny vahoaka Israely,
Malagasy Bible 1865
Nahoana moa? Satria tsy tamin'ny finoana, fa toa tamin'ny asa, ka tafintohina tamin'ny vato mahatafintohina izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahoana ary? Satria tsy tamin’ny finoana no nitadiavany izany fahamarinana izany fa toy ny tamin’ny asa ka tafintohina tamin’ny vato mahatafintohina izy;
malagasy
Nahoana moa? Satria tsy tamin'ny finoana, fa toa tamin'ny asa, ka tafintohina tamin'ny vato mahatafintohina izy;araka ny voasoratra hoe: Indro Aho mametraka vato mahatafintohina sy vatolampy mahasolafaka ao Ziona; Ary izay mino Azy tsy ho menatra (Isa. 8. 14; 28. 16).