Romans 9:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay Israelita sady manana ny fananganana anaka, ny voninahitra, ireo fanekena, ny fanomezana ny lalàna, ny fombam-pivavahana ary ireo teny fikasana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ireo Israelita, izay manana ny fananganan-janaka, sy ny voninahitra, sy ny fanekena, sy ny Lalàna, sy ny fombam-pivavahana, ary ny fampanantenana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy ireo no Israelita: natsangan’Andriamanitra ho zanany ary nomena ny voninahiny, manana ireo fanekempihavanana sy ny lalàna mbamin’ny fombam-pivavahana sy ireo fampanantenana;
Malagasy Bible 1865
izay Isiraelita sady manana ny fananganan'anaka sy ny voninahitra sy ny fanekena sy ny fanomezana ny lalàna sy ny fombam-pivavahana ary ny teny fikasana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay Israelita sady manana ny fananganana anaka, ny voninahitra, ireo fanekena, ny fanomezana ny lalàna, ny fombam-pivavahana ary ireo teny fikasana;
malagasy
izay Isiraelita sady manana ny fananganan'anaka sy ny voninahitra sy ny fanekena sy ny fanomezana ny lalàna sy ny fombam-pivavahana ary ny teny fikasana;