Romans 9:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
azy koa ny razana izay niavian’i Kristy araka ny nofo, Kristy izay ambonin’izy rehetra, Andriamanitra isaorana mandrakizay! Amena!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
azy koa ny Patriarka, sady avy aminy araka ny noho i Kristy, izay ambonin’ny zavatra rehetra, Andriamanitra isaorana mandrakizay. Amen.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary koa manana ny razana niavian’i Kristy ara-nofo, dia i Kristy Ilay ambonin’ny zavatra rehetra, Andriamanitra ankalazaina mandrakizay. Amen!
Malagasy Bible 1865
azy koa ny razana, sady avy taminy araka ny nofo Kristy, Izay ambonin'izy rehetra, Andriamanitra isaorana mandrakizay. Amena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
azy koa ny razana izay niavian’i Kristy araka ny nofo, Kristy izay ambonin’izy rehetra, Andriamanitra isaorana mandrakizay! Amena*!
malagasy
azy koa ny razana, sady avy taminy araka ny nofo Kristy, Izay ambonin'izy rehetra, Andriamanitra isaorana mandrakizay. Amena. [ Na: Avy taminy araky ny nofo Kristy. Isaorana mandrakizay anie Andriamanitra, Izay ambonin'izy rehetra]