Romans 9:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa tsy milaza aho fa foana ny tenin’Andriamanitra. Satria tsy izay rehetra avy amin’ny Israely no Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy dia ny tenin’Andriamanitra tsy akory no foana; fa izay taranak’i Israely no tsy tena Israely avokoa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy milaza anefa aho fa foana ny tenin’Andriamanitra saingy izao: tsy izay rehetra nipoitra avy amin’i Israely no tena vahoaka Israely,
Malagasy Bible 1865
Kanefa tsy lazaiko fa foana ny tenin'Andriamanitra tsy akory. Fa tsy izay rehetra avy amin'ny Isiraely no Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa tsy milaza aho fa foana ny tenin’Andriamanitra. Satria tsy izay rehetra avy amin’ny Israely no Israely.
malagasy
Kanefa tsy lazaiko fa foana ny tenin'Andriamanitra tsy akory. Fa tsy izay rehetra avy amin'ny Isiraely no Isiraely.