Romans 9:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy izay taranak’i Abrahama dia zanany avokoa fa «Avy amin’Isaka no hiantsoana ny taranaka ho anao» (Gen 21.12).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary izay terak’i Abrahama no tsy zanany daholo, fa izao: Ny avy amin’i Isaaka ihany no hantsoina ho taranakao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary tsy izay rehetra zanak’i Abrahama no tena taranany, fa hoy Andriamanitra tamin’i Abrahama hoe: «Avy amin’i Itsehàka no hiantsoana taranaka ho anao!»
Malagasy Bible 1865
Ary na dia taranak'i Abrahama aza ireo, tsy dia ary zanany avokoa; fa avy amin'isaka no hantsoina izay taranaka ho anao (Gen. 21. 12).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy izay taranak’i Abrahama dia zanany avokoa fa «Avy amin’Isaka no hiantsoana ny taranaka ho anao» (Gen 21.12).
malagasy
Ary na dia taranak'i Abrahama aza ireo, tsy dia ary zanany avokoa; fa avy amin'isaka no hantsoina izay taranaka ho anao (Gen. 21. 12).