Romans 9:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany hoe: Tsy ny zanaky ny nofo no zanak’Andriamanitra, fa ny zanaky ny teny fikasana no isaina ho taranaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izany hoe: tsy ny zanaky ny nofo no zanak’Andriamanitra, fa ny zanaky ny fampanantenana no isaina ho taranaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany hoe: tsy ireo zanaka teraka ara-nofo no tena zanak’Andriamanitra, fa ireo zanaka teraka araka ny fampanantenan’Andriamanitra no heverina ho tena taranaka.
Malagasy Bible 1865
Izany hoe: Tsy ny zanaky ny nofo no zanak'Andriamanitra; fa ny zanaky ny teny fikasana no isaina ho taranaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany hoe: Tsy ny zanaky ny nofo no zanak’Andriamanitra, fa ny zanaky ny teny fikasana no isaina ho taranaka.
malagasy
Izany hoe: Tsy ny zanaky ny nofo no zanak'Andriamanitra; fa ny zanaky ny teny fikasana no isaina ho taranaka.