Ruth 1:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy roa vavy tamin’i Naomy: Tsia! Hiara-miverina aminao ho any amin’ny firenenao izahay!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy izy taminy hoe: «Tsia, fa hiara-miverina aminao ho any amin’ny firenenao izahay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady nanao taminy hoe: –Mba hiaraka aminao hiverina ho any amin’ny firenenao izahay!
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy roa vavy taminy: Hiara-miverina aminao tokoa izahay ho any amin'ny firenenao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy roa vavy tamin’i Naomy: Tsia! Hiara-miverina aminao ho any amin’ny firenenao izahay!
malagasy
Dia hoy izy roa vavy taminy: Hiara-miverina aminao tokoa izahay ho any amin'ny firenenao.