Ruth 1:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
moa hahandry azy mandra-pahalehibeny va ianareo ka hijanona tsy hanambady? Tsia, anaka! Fa mangidy lavitra ny manjo ahy noho ny manjo anareo, fa ny tanan’NY TOMPO no natsotrany hamely ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
moa hahandry mandra-pahalehiben’izany va ianareo? Moa hahajanona tsy hanam-bady fanindroany noho izany? Tsia, anaka. Noho ianareo dia mangidy amiko indrindra ny namelezan’ny tanan’i Iaveh ahy».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
moa ve hahandry azy mandra-pahalehibeny ianareo ka hahonon-tena tsy hanambady? Tsia, rey anaka, satria hampahory loatra anareo ny anjarako, fa hamely ahy no naninjiran’ny TOMPO ny tanany.
Malagasy Bible 1865
moa hahandry azy mandra-pahalehibeny va ianareo ka hijanona tsy hanam-bady? Tsia, anaka, fa mangidy lavitra ny nanjo ahy noho ny nanjo anareo; fa ny tànan'i Jehovah efa nahinjiny hamely ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
moa hahandry azy mandra-pahalehibeny va ianareo ka hijanona tsy hanambady? Tsia, anaka! Fa mangidy lavitra ny manjo ahy noho ny manjo anareo, fa ny tanan’NY TOMPO no natsotrany hamely ahy.
malagasy
moa hahandry azy mandra-pahalehibeny va ianareo ka hijanona tsy hanam-bady? Tsia, anaka, fa mangidy lavitra ny nanjo ahy noho ny nanjo anareo; fa ny tànan'i Jehovah efa nahinjiny hamely ahy.