Ruth 1:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy izy: Indro, ny rahavavinao dia lasa nody ho any amin’ny fireneny sy ny andriamaniny ka mba miverena koa ianao hanaraka ny rahavavinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Nôemì: «Nody ho any amin’ny fireneny sy ny andriamaniny irỳ ny zaobavinao, ka mba modia miaraka amin’ny zaobavinao koa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Nahômỳ tamin’i Rota: –Indro ny rahavavinao nody any amin’ny fireneny sy ny andriamaniny, modia koa ianao miaraka aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy: Indro ny rahavavinao lasa nody ho any amin'ny fireneny sy ny andriamaniny ka mba miverena ianao koa hanaraka ny rahavavinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy izy: Indro, ny rahavavinao dia lasa nody ho any amin’ny fireneny sy ny andriamaniny ka mba miverena koa ianao hanaraka ny rahavavinao.
malagasy
Ary hoy izy: Indro ny rahavavinao lasa nody ho any amin'ny fireneny sy ny andriamaniny ka mba miverena ianao koa hanaraka ny rahavavinao.