Ruth 1:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay tany hahafatesanao no hahafatesako, sady any koa no handevenana ahy; hataon’NY TOMPO amiko anie izany, eny, mihoatra noho izany aza, raha tsy ny fahafatesana ihany no hampisaraka antsika!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay tany hahafatesanao no hahafatesako, sady any koa no handevenana ahy. Hoentin’i Iaveh amin’izay sarotra indrindra anie aho, raha tsy ny fahafatesana tokana no hahasaraka ahy aminao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ao amin’izay hahafatesanao no hahafatesako sady ao no hilevenako. Hataon’ny TOMPO amiko anie ny famaizana mafy indrindra raha tsy ny fahafatesana ihany no hampisaraka ahy aminao!
Malagasy Bible 1865
izay tany hahafatesanao no hahafatesako, sady any koa no handevenana ahy; hataon'i Jehovah amiko anie izany, eny mihoatra noho izany aza, raha tsy ny fahafatesana ihany no hampisaraka antsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay tany hahafatesanao no hahafatesako, sady any koa no handevenana ahy; hataon’NY TOMPO amiko anie izany, eny, mihoatra noho izany aza, raha tsy ny fahafatesana ihany no hampisaraka antsika!
malagasy
izay tany hahafatesanao no hahafatesako, sady any koa no handevenana ahy; hataon'i Jehovah amiko anie izany, eny mihoatra noho izany aza, raha tsy ny fahafatesana ihany no hampisaraka antsika.