Ruth 1:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa hitany fa tapa-kevitra handeha hiaraka aminy i Rota dia nitsahatra tsy niteny taminy intsony izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony hitan’i Nôemì fa tapa-kevitra ny hanaraka azy i Rota, dia najanony ny teny nandodonany azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa hitan’i Nahômỳ fa tapa-kevitra ny handeha hiaraka aminy marina i Rota, dia nitsahatra tsy niteny azy intsony izy.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa hitany fa mbola mikikitra homba azy ihany Rota, dia nitsahatra tsy niteny taminy intsony izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa hitany fa tapa-kevitra handeha hiaraka aminy i Rota dia nitsahatra tsy niteny taminy intsony izy.
malagasy
Ary rehefa hitany fa mbola mikikitra homba azy ihany Rota, dia nitsahatra tsy niteny taminy intsony izy.