Ruth 1:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Elimeleka no anaran-dRalehilahy, Naomy no anaran’ny vadiny, ary ny anaran’ny zanany roa lahy dia i Malòna sy i Kiliona; Efratita avy any Betleheman’i Joda izy ireo. Tonga tany amin’ny tany Moaba izy ka nitoetra tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Elimeleka no anaran-dralehilahy io, Nôemì no anaran’ny vadiny, ary Mahalôna sy Seljôna no anaran’ny zanany roa lahy. Efrateanina avy any Betlehema any Jodà izy ireo, ary nankany amin’ny tanin’i Moaba sy nonina tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Elimelèka no anaran-dralehilahy, i Nahômỳ no anaran’ny vadiny, ary ny anaran’ny zanany roa lahy kosa dia i Mahalôna sy i Kiliôna; Efratîta avy ao Betleheman’i Joda izy efa-mianaka. Tonga tany amin’ny faritr’i Môaba izy ireo; fony izy mianakavy nonina tany
Malagasy Bible 1865
Elimeleka no anaran-dralehilahy, ary Naomy no anaran'ny vadiny, ary ny anaran'ny zanany roa lahy dia Malona sy Kiliona, Efratita avy any Betlehema-joda izy ireo. Dia tonga tany amin'ny tany Moaba izy ka nitoetra tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Elimeleka no anaran-dRalehilahy, Naomy no anaran’ny vadiny, ary ny anaran’ny zanany roa lahy dia i Malòna sy i Kiliona; Efratita avy any Betleheman’i Joda izy ireo. Tonga tany amin’ny tany Moaba izy ka nitoetra tany.
malagasy