Ruth 1:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy izy taminy: Aza atao hoe Naomy intsony aho, fa ataovy hoe Mara satria mangidy loatra ny nataon’ny Tsitoha tamiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy izy tamin’ireo: «Aza atao hoe Nôemì intsony aho, fa ataovy hoe Marà, fa nataon’i Iaveh safotry ny mangidy aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa novalian’i Nahômỳ hoe: –Aoka aho tsy antsoinareo intsony hoe Nahômỳ, ilay sambatra; fa aoka antsoinareo hoe Marà, ilay ory, satria Andriamanitra Tsitoha efa nampahory ahy loatra.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy izy taminy: Aza atao hoe Naomy intsony aho, fa ataovy hoe Mara, satria mangidy indrindra ny nataon'ny Tsitoha amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy izy taminy: Aza atao hoe Naomy intsony aho, fa ataovy hoe Mara satria mangidy loatra ny nataon’ny Tsitoha tamiko.
malagasy
Fa hoy izy taminy: Aza atao hoe Naomy intsony aho, fa ataovy hoe Mara, satria mangidy indrindra ny nataon'ny Tsitoha amiko. [Naomy = Mahafinaritra][Mara = Mangidy]