Ruth 1:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary maty i Elimeleka, vadin’i Naomy, ka izy sy ny zanany roa lahy ihany no sisa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary maty i Elimeleka vadin’i Nôemì, ka izy irery sisa sy ny zanany roa lahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
no maty i Elimelèka vadin’i Nahômỳ, koa ravehivavy sy ny zanany roa lahy no sisa tavela.
Malagasy Bible 1865
Ary maty Elimeleka, vadin'i Naomy ka izy sy ny zanany roa lahy ihany no sisa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary maty i Elimeleka, vadin’i Naomy, ka izy sy ny zanany roa lahy ihany no sisa.
malagasy
Ary maty Elimeleka, vadin'i Naomy ka izy sy ny zanany roa lahy ihany no sisa.