Ruth 1:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary naka vady tamin’ny vehivavy moabita izy roa lahy: Orpa no anaran’ny iray, ary Rota no anaran’ny iray. Nitoetra tany Moaba tokony ho folo taona izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naka vady tamin’ny vehivavy Moabita izy ireo, ny iray natao hoe Orfà, ary ny iray natao hoe Rota, dia nipetraka tao sahabo ho folo taona izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Samy naka vady tamin’ny vehivavy môabita izy mirahalahy ka i Hôrpa no anaran’ny anankiray ary i Rota kosa no anaran’ny anankiray. Ary tokony ho folo taona nipetrahana tany Môaba ry zareo,
Malagasy Bible 1865
Ary naka vady tamin'ny vehivavy Moabita izy roa lahy: Orpa no anaran'ny anankiray, ary Rota no anaran'ny anankiray; dia nitoetra tany Moaba tokony ho folo taona izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary naka vady tamin’ny vehivavy moabita izy roa lahy: Orpa no anaran’ny iray, ary Rota no anaran’ny iray. Nitoetra tany Moaba tokony ho folo taona izy.
malagasy
Ary naka vady tamin'ny vehivavy Moabita izy roa lahy: Orpa no anaran'ny anankiray, ary Rota no anaran'ny anankiray; dia nitoetra tany Moaba tokony ho folo taona izy.