Ruth 1:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary maty koa izy mirahalahy, dia i Malòna sy i Kiliona, ka tavela irery Ravehivavy, namoy ny zanany roa lahy sy ny vadiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa maty daholo koa izy roa lahy dia i Mahalôna sy i Seljôna, ary ravehivavy irery sisa, fa maty ny zanany roa lahy sy ny vadiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia maty koa izy roa lahy, i Mahalôna sy i Kiliôna; koa ravehivavy irery no sisa nilaozan’ny vadiny sy ny zanany roa lahy.
Malagasy Bible 1865
Ary maty koa izy mirahalahy, dia Malona sy Kiliona, ka dia namoy ny zanany roa lahy sy ny vadiny ravehivavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary maty koa izy mirahalahy, dia i Malòna sy i Kiliona, ka tavela irery Ravehivavy, namoy ny zanany roa lahy sy ny vadiny.
malagasy
Ary maty koa izy mirahalahy, dia Malona sy Kiliona, ka dia namoy ny zanany roa lahy sy ny vadiny ravehivavy.