Ruth 1:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niainga izy sy ny vinantovaviny ka nody avy tany amin’ny tany Moaba. Fa reny tany amin’ny tany Moaba fa novangian’NY TOMPO ny olony ka nomeny hanina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niainga izy sy ireto vinantony vavy ka niala tany amin’ny tanin’i Moaba, satria reny tany amin’ny tanin’i Moaba fa efa novangian’i Iaveh ny vahoakany ka nomeny hanina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tany Môaba i Nahômỳ no nandre fa notahin’ny TOMPO ny vahoakany ka nomeny hanina. Noho izany, ry i Nahômỳ sy ny vinantovaviny dia nioman-kandao ny faritr’i Môaba.
Malagasy Bible 1865
Dia niainga izy sy ny vinantoni-vavy ka nody avy tany amin'ny tany Moaba; fa efa reny tany amin'ny tany Moaba fa novangian'i Jehovah ny olony ka nomeny hanina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niainga izy sy ny vinantovaviny ka nody avy tany amin’ny tany Moaba. Fa reny tany amin’ny tany Moaba fa novangian’NY TOMPO ny olony ka nomeny hanina.
malagasy
Dia niainga izy sy ny vinantoni-vavy ka nody avy tany amin'ny tany Moaba; fa efa reny tany amin'ny tany Moaba fa novangian'i Jehovah ny olony ka nomeny hanina.