Ruth 1:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niala tamin’izay nitoerany izy ary niaraka taminy ny vinantovaviny roa; nandeha hiverina any amin’ny tanin’ny Joda izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niala teo amin’ny tany nonenany izy sy ireto vinantony roa vavy, dia niainga hody any amin’ny tanin’i Jodà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niainga izy telo mianaka, dia nizotra ny lalana hiverina any amin’ny tanin’i Joda; ka teny an-dalana,
Malagasy Bible 1865
Dia niala tamin'izay nitoerany izy, ary ny vinantony roa vavy niaraka taminy; ary nandeha teny an-dalana izy hiverina any amin'ny tanin'ny Joda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niala tamin’izay nitoerany izy ary niaraka taminy ny vinantovaviny roa; nandeha hiverina any amin’ny tanin’ny Joda izy ireo.
malagasy
Dia niala tamin'izay nitoerany izy, ary ny vinantony roa vavy niaraka taminy; ary nandeha teny an-dalana izy hiverina any amin'ny tanin'ny Joda.