Ruth 1:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Homen’NY TOMPO tokantrano anie ianareo ka hahita fiadanana amin’izay tranon’ny vadinareo avy. Dia nanoroka azy i Naomy. Ary samy nanandratra ny feony izy roa vavy ka nitomany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Samy hampahitan’i Iaveh fiadanana avy anie ianareo, any amin’ny tranon’izay ho vadinareo». Dia nanoroka azy ireo izy. Ary izy roa vavy kosa nanandratra ny feony, ka nitomany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Homen’ny TOMPO vady anie ianareo, ka hahita fiadanana ao an-tranon’ny vadinareo avy! Dia norohan’i Nahômỳ ireto vinantovaviny; fa nanandram-peo nitomany izy roa vavy
Malagasy Bible 1865
Homen'i Jehovah tokan-trano anie ianareo ka hahita fiadanana amin'izay tranon'ny vadinareo avy. Dia nanoroka azy Naomy; ary izy roa vavy dia samy nanandratra ny feony ka nitomany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Homen’NY TOMPO tokantrano anie ianareo ka hahita fiadanana amin’izay tranon’ny vadinareo avy. Dia nanoroka azy i Naomy. Ary samy nanandratra ny feony izy roa vavy ka nitomany.
malagasy
Homen'i Jehovah tokan-trano anie ianareo ka hahita fiadanana amin'izay tranon'ny vadinareo avy. Dia nanoroka azy Naomy; ary izy roa vavy dia samy nanandratra ny feony ka nitomany.