Ruth 2:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niondrika i Rota ka niankohoka tamin’ny tany ary niteny taminy hoe: Ahoana no mba ahitako fitia eto imasonao sy itsinjovanao ahy nefa vahiny ihany aho?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay dia nidaboka razazavavy ka niankohoka tamin’ny tany, ka nanao taminy hoe: «Inona no mba nahitako fitia teo imasonao, ka hiheveranao ahy izay vahiny fotsiny iny?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niondrika sy niankohoka tamin’ny tany teo anatrehan’i Bôhaza i Rota sady niteny taminy hoe: –Ahoana ianao no tsara fanahy amiko sy mitsinjo ahy, kanefa aho vahiny?
Malagasy Bible 1865
Dia niondrika sy niankohoka tamin'ny tany Rota ka nanao taminy hoe: Ahoana no mba ahitako fitia eto imasonao sy itsinjovanao ahy, nefa vahiny ihany aho?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niondrika i Rota ka niankohoka tamin’ny tany ary niteny taminy hoe: Ahoana no mba ahitako fitia eto imasonao sy itsinjovanao ahy nefa vahiny ihany aho?
malagasy
Dia niondrika sy niankohoka tamin'ny tany Rota ka nanao taminy hoe: Ahoana no mba ahitako fitia eto imasonao sy itsinjovanao ahy, nefa vahiny ihany aho?