Ruth 2:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hamaly ny nataonao anie NY TOMPO ka homen’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, valim-pitia lehibe anie ianao, satria avy hialoka eo ambanin’ny elany ianao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hamaly ny nataonao anie i Iaveh ary ho valisoa feno anie no horaisinao avy amin’i Iaveh Andriamanitr’i Israely, fa efa eo ambany elany no nalehanao hialofana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPO anie hamaly soa ny nataonao, ka hisy valisoa mitafotafo ho anao avy amin’ny TOMPO Andriamanitr’Israely satria tonga hialoka eo ambany fiarovany ianao!
Malagasy Bible 1865
Hamaly ny nataonao anie Jehovah. ka homen'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, valim-pitia lehibe anie ianao, satria avy hialoka eo ambanin'ny elany ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hamaly ny nataonao anie NY TOMPO ka homen’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, valim-pitia lehibe anie ianao, satria avy hialoka eo ambanin’ny elany ianao!
malagasy
Hamaly ny nataonao anie Jehovah. ka homen'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, valim-pitia lehibe anie ianao, satria avy hialoka eo ambanin'ny elany ianao.