Ruth 2:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy: Aoka hahita fitia eo imasonao aho, tompokolahy! Fa nampifaly ahy ianao, ary niteny mora tamin’ny mpanompovavinao, na dia tsy tahaka ny iray amin’ny mpanompovavinao akory aza aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy izy: «Akory ity fitia hitako teo imasonao, tompoko! Fa nampionona ahy ianao, ary niteny tamin’ny fon’ny ankizy vavinao ianao, na dia tsy tahaka ny anankiray amin’ny ankizy vavinao akory aza aho».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Rota hoe: –Aoka ho tsara fanahy amiko hatrany ianao, tompoko, satria efa nampionona ahy ianao ary efa niteny ankamoram-po tamiko na dia tsy tahaka ny anankiray amin’ireo vehivavy mpiasanao aza aho.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Izy: Aoka hahita fitia eo imasonao aho, tompokolahy; fa efa nampifaly ahy ianao, ary efa niteny mora tamin'ny zatovovavinao, na dia tsy tahaka ny anankiray amin'ny zatovovavinao aza aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy: Aoka hahita fitia eo imasonao aho, tompokolahy! Fa nampifaly ahy ianao, ary niteny mora tamin’ny mpanompovavinao, na dia tsy tahaka ny iray amin’ny mpanompovavinao akory aza aho.
malagasy
Dia hoy Izy: Aoka hahita fitia eo imasonao aho, tompokolahy; fa efa nampifaly ahy ianao, ary efa niteny mora tamin'ny zatovovavinao, na dia tsy tahaka ny anankiray amin'ny zatovovavinao aza aho.