Ruth 2:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nitsangana hitsimpona izy dia nodidian’i Boaza ny mpanompolahy hoe: Aoka izy hitsimpona na dia eny anelanelan’ny amboara aza ka aza maninona azy ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy eo dia nitsangana izy nitsimpona salohim-bary. Ary izao no teny nomen’i Booza ny mpanompony: «Aoka izy hitsimpona eny anelanelan’ny amboarany eny koa, fa aza manao izay hahamenatra azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa nitsangana hitsimpona salohim-bary izy, dia nandidy ny mpanompony kosa i Bôhaza nanao hoe: –Avelao hitsimpona eny anelanelan’ireo amboara koa izy, fa aza tabainareo.
Malagasy Bible 1865
Ary raha nitsangana hitsimpona izy, dia nodidian'i Boaza ny ankizilahiny hoe: Aoka izy hitsimpona na dia eny anelanelan'ny amboara aza, ka aza maninona azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nitsangana hitsimpona izy dia nodidian’i Boaza ny mpanompolahy hoe: Aoka izy hitsimpona na dia eny anelanelan’ny amboara aza ka aza maninona azy ianareo.
malagasy
Ary raha nitsangana hitsimpona izy, dia nodidian'i Boaza ny ankizilahiny hoe: Aoka izy hitsimpona na dia eny anelanelan'ny amboara aza, ka aza maninona azy.