Ruth 2:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary asio latsadatsaka avy amin’ny amboara ka avelao ireny hotsimponiny fa aza rarana izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary misariha salohy avy amin’ny amboarany aza ho azy, ka avelao mba hotsimponiny fa aza maninitsiny azy».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Anasory mihitsy aza ny salohy sasany avy amin’ny amboara, dia ilaozy mba hotsimponiny, ka aza miteny azy akory.
Malagasy Bible 1865
Ary asio latsadatsaka avy amin'ny amboara, ka avelao ireny hotsimponiny, fa aza raràna izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary asio latsadatsaka avy amin’ny amboara ka avelao ireny hotsimponiny fa aza rarana izy.
malagasy
Ary asio latsadatsaka avy amin'ny amboara, ka avelao ireny hotsimponiny, fa aza raràna izy.