Ruth 2:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia noentiny izay azony ka nankany an-tanàna izy ary hitan’ny rafozambaviny izay efa voatsimpony. Navoakany koa ilay sisa tsy laniny tamin’ny nisakafoany ka nomeny ny rafozany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noraisiny izany dia nody nankany an-tanàna izy, ka hitan’ity rafozany izay voatsimpony, ary nalainy koa ilay sisa tsy laniny tamin’ny sakafony ka natolony azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nentiny izany ka nankany an-tanàna izy; nasehony an-drafozambaviny izay voatsimpony, sady navoakany koa ary nomeny azy ny sisa tsy laniny tamin’ny sakafony.
Malagasy Bible 1865
Dia nentiny izany, ka nankany an-tanàna izy, ary hitan'ny rafozani-vavy izay efa voatsimpony; ary navoakany koa ilay sisa tsy laniny tamin'ny nisakafoany ka nomeny ny rafozany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia noentiny izay azony ka nankany an-tanàna izy ary hitan’ny rafozambaviny izay efa voatsimpony. Navoakany koa ilay sisa tsy laniny tamin’ny nisakafoany ka nomeny ny rafozany.
malagasy
Dia nentiny izany, ka nankany an-tanàna izy, ary hitan'ny rafozani-vavy izay efa voatsimpony; ary navoakany koa ilay sisa tsy laniny tamin'ny nisakafoany ka nomeny ny rafozany.