Ruth 2:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Rota, vehivavy moabita: Izao koa no nataony tamiko: Mitoera tsara eo anilan’ny mpanompoko ianao mandra-pahatapitra ny fijinjana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Rota, ilay Moabita: «Izao koa no nolazainy tamiko: Miaraha amin’ny mpanompoko ianao, mandra-pahataperany ny fijinjana».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy indray i Rota vehivavy môabita: –Nomeny ny lalana koa aza aho mba hanohy hitsimpona eny aorian’ny mpanompony mandra-pahavitan’ny fijinjana rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Rota, vehivavy Moabita: Izao koa no nataony tamiko: Mitoera tsara eo anilan'ny zatovoko ianao mandra-pahatapitry ny fijinjana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Rota, vehivavy moabita: Izao koa no nataony tamiko: Mitoera tsara eo anilan’ny mpanompoko ianao mandra-pahatapitra ny fijinjana.
malagasy
Ary hoy Rota, vehivavy Moabita: Izao koa no nataony tamiko: Mitoera tsara eo anilan'ny zatovoko ianao mandra-pahatapitry ny fijinjana.